|
|
|
|

Teny iditra1  Ny Ohabolan' ny Ntaolo
Singan-teny  2 ohatra, 3 volana, 4 ntaolo
Sokajin-teny  5  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  6 nangonin' i W. Cousins sy Parrett ary navoakany tamin' ny taona 1885. Misy ohabolana 3.818 ao, voalohatra araka ny abidia fotsiny ary tsy misy dikan-teny. [2.299#7]
Voambolana  7  Haisoratra
Mpanoratra  8 Parett J
9 Cousins William Edward
Mpanonta printy  10  London Missionary Society. 1885.

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11